top of page
Suche
  • ajper-association

AJPER, fatana natao hoanao (Stoves that are made for you)

Ny antom-pisian'ny AJPER dia ny hiaro ny ala sisa eto Madagasikara sy hiady amin'ny fiovaovan'ny toe-trandro. Ny 90% ntsika malagasy dia mampiasa kitay sy arina fandrehitra daholo. Ireo anefa dia alaina sy vokarina avy amin'ny hazo. Mba ho fampihenana ny arina fandrehitra sy ny kitay, kanefa mitazona ny hafanana mahamasaka sakafo, ny AJPER dia manao ireto fatana vita amin'ny tanimanga ireto. Mikaroka sy manatsara azy ireto hatrany izahay mba ho mora sy tsy manimba ny tontolo iainana indray ny famokarana azy.

---------

AJPER is there to save the remaining of Madagascar's forest and to combat climate change. 90% of Malagasy households use wood charcoal and firewood in their kitchen. Charcoal and firewood are taken or produced from the forest. To reduce the use of those fuels, AJPER proposes stoves that consume less charcoal but keep the energy efficiency. We are improving those stoves so that its production will not create another problem for the environment.



7 Ansichten0 Kommentare

Aktuelle Beiträge

Alle ansehen
bottom of page